|
|
|
|

Teny iditra1  manando-drazana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  manandoka, razana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] olona misoloky ho avy amin' ny firazanana ambony kokoa noho izay niaviany

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29