Teny iditra manandrify (tandrify)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatrika ny, mifanatrika amy: Manandrify ny tranonay ny tranony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manandrify
nanandrify
hanandrify
manandrifia
Teny nalaina 

2010/05/14