Teny iditra (1/2) | 1 manandrina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana Manohitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] regarder en face, avec colère, résister, tenir tête |
Ohatra |
6 [2.366#47] Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina |
Fototeny | 7 handrina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 manandrìna |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandrina [Fitanisana] |
Fototeny | 15 handrina |
Fivaditsoratra | 16 anandrinam, manandrìna, manandrina, manindrana, manindràna, namandiran, namindrana, nandramany, nindramana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |