|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manandrina
Fototeny  2  handrina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana
Manohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  regarder en face, avec colère, résister, tenir tête [1.3]
Ohatra  7  Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina [2.366#47]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 

Teny iditra (2/2)13  manandrìna
Fototeny  14  handrina
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandrina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  16 manandrina, manandrìna, 17 manindrana, manindràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19