Teny iditra | 1 manandro |
Fototeny | 2 andro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mijery ny vintan' olona araka ny andro nahaterahany 5 Milaza ny andro tsara azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra noho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to practice judicial astrology; to calculate or foretell lucky days. [1.2] 7 to cast a horoscope; to pick out lucky days [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 tirer l'horoscope, prédire les jours fastes et néfastes [1.8] |
Ohatra |
9 Ny manisa volana sy ny manandro, izay manísy andro tsara sy ratsy. [2.857#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 mitety andro, manitsaka andro |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny manandro io |
Fivaditsoratra | 16 manandro, mandrona, mandronà, manondra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |