Teny iditra manandroka (tandroka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mametaka tandroka ampiasaina ho toy ny vantozy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   appliquer comme ventouse une corne dans laquelle on aspire fortement
¶ metter des cornes ou tandro-drano à une maison [Abinal 1888]
Endriteny  
manandroka
nanandroka
hanandroka
manandroha

Teny iditra manandroka (androka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Sihanaka] mamory, manangona [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Provincial] to gather cattle together, to mass together [Richardson 1885]

2012/06/20