Teny iditra | mananetiny | |
Sokajin-teny | anarana mananety sy mpisolo | |
Famaritana malagasy | Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | la partie supérieure des côtés du boeuf qui longe l'épine dorsale, aloyaux du boeuf [Abinal 1888] | |
Teny mitovy hevitra | mananety ~ mananetinkena | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |