Teny iditra mananety (tanety)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha mitety tanety [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mananety
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay entrecôte [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra mananetiny ~ mananetinkena

2011/10/30