|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mananety
Fototeny  2  tanety
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandeha mitety tanety
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/2)8  mananety
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.13] entrecôte
Voambolana  12  Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  13  mananetiny, mananetinkena

Fivaditsoratra  14  antenaim, ientanam, maintane, mananety, mañetiña, metanina, mientana, mientàna, nametany, tamenany, tanimena, tany mena

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08