Teny iditra manangam-bovona (tsangana, vovona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny olona na ny biby vonon-kandramatra; tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra manangam-bombo ~ manangam-bombona
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/19