Teny iditra manangana efitra
Singan-teny manangana ; efitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona manao izay hisarahana amin' ny hafa izay niaraka taminy teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Susciter un motif, une occasion pour se séparer [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18