Teny iditra | manangana efitra | |
Singan-teny | manangana ; efitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona manao izay hisarahana amin' ny hafa izay niaraka taminy teo aloha [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Susciter un motif, une occasion pour se séparer [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |