Teny iditra manangan-jaza
Singan-teny manangana ; zaza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena [1.1]
Ohatra ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky [2.48]
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26