|
|
|
|

Teny iditra1  manangan-jaza
Singan-teny  2  manangana, zaza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena
Ohatra  5  ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky [2.48]
Tohi-kevitra  6  manalanjaza, manaryzaza

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26