Teny iditra | manangasanga (sangasanga (sanga)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Miseho kely, mihoatrany zavatra hafa izay fohy noho izy, ka tazana na dia lavitra ara: Iny nisy lohan' olona nanangasanga terý ambony tamboho ¶ Miseho lany ka ny tendrony na ny "sangany" fotsiny no hita fa ny vatany tsy tazana: An' iza irý trano manangasanga irý [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to loom up, to appear at a distance [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | apparaître en partie dans le lointain, comme une tête par-dessus une muraille, comme le sommet d'une montagne éloignée: Aza manangasanga foana eo am-baravarana (Ne montrez pas seulement votre tête à la porte) ~ An' iza io trano manangasanga io? (A qui appartient cette maison dont on aperçoit le sommet?) [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
se montrer vaguement au loin [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manangasangà (sangasanga (sanga)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangasanga | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |