|
|
|
|

Teny iditra1  manangoly
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka
Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly
Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny
Jer. kolikoly
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to cheat, to deceive, to ensnare.
5  [1.7] to lead astray
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] séduire, tromper
Fototeny  7  angoly
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  manangilo, manangoly, nangolaim, niangolam

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30