|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mananiky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] misitily ahazoana aìkôla
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] distiller
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mañaniky
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Taisaka, Bara, Tanosy] mihanika

Fivaditsoratra  11  amikinan, anikinam, iankinam, mañaniky, mananiky, manikìna, manikina, maninika, miankany, miankina, miankìna, namikina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31