|
|
|
|

Teny iditra1  manan-kambo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mitandro ny haja ananana sy ny voninahitra; tsy manaiky hivarilavo na hanao izay tsy mendrika hanimba ny hajan' ny tena
Ohatra  4  [2.643#] Mba lehilahy tsy manankambo koa ity zanakareo.
Singan-teny  5  manana, hambo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07