Teny iditra manan-kery
Singan-teny manana ; hery
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ampiharina amin'ny fotoana itenenana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay En vigueur [1.13]
Ohatra 
1Satria, ohabolana manankery ilay milaza hoe: "Lehibe manan-dehibe. [2.270]
2Tsy ny lehibentsika, na ny manankery, na ny olona ambony ihany no mendrika handray haja avy amintsika, fa ny olo-mitovy amintsika koa. [2.285]
Kamban-teny 
Lohateny Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11