Teny iditra mananta (hanta)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampihanta, manarana, tsy mahavely vava am-boa ny..., rainazy amin' ny...: Loza raha hananta an-janany io vehivavy io ka naditra aoka izany ilay izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mananta
Ny lasa : nananta
Ny hoavy : hananta
Filaza mandidy : manan

Teny iditra manan (hanta)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mananta [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31