Teny iditra |
manantena
(antena (tena))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra ¶ Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa ¶ Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to hope for, to expect. [Richardson 1885]
|
| to hope, to expect [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | espérer, s'attendre à [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
manantenà
(antena (tena))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manantena
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | [Abinal 1888]
|
|