|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manantena
Fototeny  2  antena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra
5  Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa
6  Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to hope for, to expect. [1.2]
8  to hope, to expect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  espérer, s'attendre à [1.8]
Ohatra  10  Koa manantena aho fa tsara tokoa. [2.366#]
11  manantena ny tsy ho faty angaha ianareo! [2.606#]
Voambolana  12  Ontam-po
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny manantena io

Teny iditra (2/2)19  manante
Fototeny  20  antena
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manantena
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  24  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  25  manantane, manantena, manantenà, manentana, manentàna, manantane, manantena, manantenà, manentana, manentàna

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/08