Teny iditra | 1 manantitra |
Fototeny | 2 antitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to ask minutely, to scrutinise, to enquire into repeatedly, to go over a lesson again and again, etc., so as to impress it on the memory; to age; to make to last, to make to endure; to render deeper and permanent, as colours. [1.2] 5 to repeat; to make darker (or colors) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 répéter: rendre une couleur plus foncée [1.8] |
Ohatra |
7 Mbola manantitra ny fisaorako anareo aho, lehiretsy. [2.528#] 8 Fa eo amin'ny vontoatin'izy roa no tena ahafahana manantitra fa mifamatotra tokoa ny tety arana sy ny tantara raza. [2.606#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |