|
|
|
|

Teny iditra1  manan-tombo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mihoatra kokoa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be greater; to have an advantage
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] être plus grand; avoir un avantage
Ohatra  6  [1.437#] Ary izay alehany kosa samy mamono botretra sy lango malemy hananany fitia manantombo.
Singan-teny  7  manana, tombo
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny manan-tombo io

Fivaditsoratra  9  manan-tombo, nanombotam, notombanam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21