|
|
|
|

Teny iditra1  manantsody
Fototeny  2  antsody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamindra ny kofehin-dandy amin' ny volotara na famahanan-tenona
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2#61] to wind on to a reel, to twirl.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] dévider, mettre en bobine
Ohatra  7  Raha mahita manantsody dia ta hanira. [2.436#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny manantsody io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11