Teny iditra | 1 manao aina tsy ho zavatra |
Singan-teny | 2 manao, aina, tsy, ho, zavatra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena 5 [1.1][manao ny ainy tsy ho zavatra] manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. |
Tsipelina hafa | 7 manaoaintsyhozavatra |
Tovy hevitra | 8 mitono aina, mivarotra aina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17 |