Teny iditra | 1 manao ambozizy |
Singan-teny | 2 manao, ambozizy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Mpanahaka | 5 1.1^^=manao an-keriny=manao anditra=manao an' aina=manao anteninaina=manao ankinjitra=manao anezaka=manao amborivory=manao anjolofo=manao angovy=manao letrezana=manao teti-dromotra=manao ambohika=manao angidana=manao andrezatra=manao ambezatra=manao amboletra=manao lemozy=mivatravatra=mitratrevatreva=mahery vaitra=mahery vaika=manao torikisina=manao terisetra=manao terivaimanta=manao ambodihidy=manao anjakanjaka=manao toton-dreniomby=manao toton' omby bory |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |