|
|
|
|

Teny iditra1  manao ronono an-tavy
Singan-teny  2  manao, ronono an-tavy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny fanomezantoky handroboana ny sasany; teny mamy manodoka, maharenoka sy mahafaly, saingy tsy azo vitaina sy tanterahina

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20