| Teny iditra | 1 manao tsatòka |
| Singan-teny | 2 manao, 3 tsatoka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 manatsatoka hazo marani-doha hiaro ny fefiloha tsy ho vaky; manaiky handoa antoka amin' ny vola tokony haloa izay very maina raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|