|
|
|
|

Teny iditra1  manao aina tsy ho zavatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena
4  [1.1] [manao ny ainy tsy ho zavatra] manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail.
Singan-teny  6  manao, aina, tsy, ho, zavatra
Tsipelina hafa  7  manaoaintsyhozavatra
Tovy hevitra  8  mitono aina, mivarotra aina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12