Teny iditra | manao am-pihi-mamba | ||
Singan-teny | manao ; ampihimamba | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mamela izay azo (enti-milaza olona tia tena, mpanao mamifovelona) [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | To act selfishly [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Retenir tout pour soi [1.3] | ||
Monopoliser [1.5] | |||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |