|
|
|
|

Teny iditra1  manao jery vilana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mody tsy mijery nefa mahita tsara ihany
mangala-pijery
Singan-teny  4  manao, jery vilana
Tovy hevitra  5  manao jery kely

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10