|
|
|
|

Teny iditra1  manao kenda be
Singan-teny  2  manao, kenda, be
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fiteny avy amin' ny famonoana omby, ka ny heviny dia hoe: misavika ny omby eny am-bozony ka ohatra ny manenda azy
Mpanahaka  5  manaokendaroroka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12