Teny iditra | 1 manao manda tehezana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] miaro zavatra na olona, ka ny tena mihitsy no atao fefy amin' izany; miaro amin' ny herin' ny tena rehetra |
Singan-teny | 4 manao, mandatehezana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |