|
|
|
|

Teny iditra 1  tehezana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny taolana tsirairay amin' ny tratran' ny olona sy ny biby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the side by the ribs; a rib [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 le côté; une côte, une côtelette [1.8]
Voambolana  6  Haiaina
Mpanahaka  7  ila, 8  takiba
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 6 misy io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 hetezana, tehezana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07