Teny iditra manao ranomaso havozona
Singan-teny manao ; ranomaso ; havozona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitomany be mangata-javatra amin' ny olona, mitomany fatratra mila tsy hionona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19