Teny iditra | manao soa tapany | |
Singan-teny | manao ; soa ; tapany (tapaka) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manao soa tsy tonga amin' ny tena izy fa antsasany ihany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Faire du bien à moitié, ne pas le faire complet [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24 |