Teny iditra manao tantanan-droa lela
Singan-teny manao ; tantana ; roa lela
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona mahay mihatsaravelatsihy izay miseho ho mifankahazo amin' olona roa tsy mifanaraka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20