Teny iditra manao toton' omby bory
Singan-teny manao ; toto ; omby bory
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fanaovana letrezana, na fisisihana amim-pahamaikana tsy misy hataka andro; manao an' aina sy kitoatoa; manao an-drezatra na an' aina ary tsy am-piheverana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20