|
|
|
|

Teny iditra1  manao tsy lian-tsofina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] milaza mialoha amin' olona zavatra vaovao izay mbola ho henony ihany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3, 1.5] informer quelqu'un d'une nouvelle qu'il apprendrait bientôt par quelqu'un d'autre
Singan-teny  5  manao, tsy lian-tsofina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07