Teny iditra | 1 manao tsy lian-tsofina |
Singan-teny | 2 manao, tsy lian-tsofina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 milaza mialoha amin' olona zavatra vaovao izay mbola ho henony ihany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 informer quelqu'un d'une nouvelle qu'il apprendrait bientôt par quelqu'un d'autre [1.3, 1.5] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |