|
|
|
|

Teny iditra1  manapaka
Fototeny  2  tapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara roa misaraka ilay zavatra: Nisy nanapaka na pensiliko
Mampiato, mampijanona: Aza misy manapaka ny teniko
Mandidy: Iza no afaka hanapaka ny amin' ny aiko sy ny fananako
Tsy tonga miasa na mianatra: Tsy mbola nanapaka io mpiasa io hatramin' ny nidirany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to cut off, to cut across
to settle or decide; to rule; to govern
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] couper en travers
décider; gouverner
7  [1.13] trancher, couper
Ohatra  8  Renilezo mihitsy no manapaka ny zavatra rehetra. [2.324]
9  Ny fahatelo, atsimo mianavaratra, manapaka ireo roa voalohany, miala any Antanambao ary mivarina any Alaotra, misy tokony ho 30 kilaometatra. [2.472]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny manapaka io

Fivaditsoratra  19  ampakana, ampanàka, manapaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21