Teny iditra | 1 manapararatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manidina rano (toy ny amin' ny alalan' ny fantsona); manidina voan-javatra (toy ny avy ao anaty lasaka misy loaka) |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#478] Faire couler de l’eau, confiné par des gouttières, par des trous, laisser tomber des grains par les trous d'un sac |
Fototeny | 5 pararatra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |