Teny iditra | pararatra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny fifantsitsiran' ny rano amin' ny siny loaka na ny fianjeran' ny voan-javatra madinika raraka avy ao amin' ny harona na kitapo itoerany. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Dripping, dropping through [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Chute, jaillissement de l’eau, des grains à travers un trou, à travers des fentes [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |