Teny iditra | 1 manapiaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Manapiaka rantsankazo 4 [1.13] manapaka an-drezatra na an-ditra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] briser |
Fototeny | 6 piaka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mamiaka |
Fivaditsoratra | 12 ampakanay, manapiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |