|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manapika
Fototeny  2  pika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro
Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy?
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to shut or fold; to turn off
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol
7  [1.8] plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo); éteindre la lumière etc
Ohatra  8  hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy. [2.357#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  13  mamika

Teny iditra (2/2)14  manapika
Fototeny  15  pika
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.2] [Provincial] to remove a calf from its mother
Voambolana  18  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
22  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  23  ampakany, manapika, manipaka, mipanaka, mpanaika, mpianaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21