Teny iditra manapitripitrika (pitripitrika (pitrika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampirefodrefotra menaka hanendasana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manapitripitrika
nanapitripitrika
hanapitripitrika
manapitripitriha

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/21