Teny iditra | pitripitrika (pitrika) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Feo heno amin' ny menaka rotsahana zavatra endasina. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | pétillement de la graisse dans la poêle [Abinal 1888] | |||
Voambolana | Feo | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | petrika | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |