Teny iditra | manapotraka (potraka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To cast down that which was standing upright [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faire tomber, jeter à terre; dégrader, excommunier [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | mamotraka | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |