Teny iditra (1/2) | 1 manapy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manakimpikimpy maso; manao baiko amin' ny maso |
Fototeny | 4 py |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 manapy |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
manahy (atapaso) 12 [1.78] [Tanala] manahy amin'ny taninandro, manely |
Fivaditsoratra | 13 ampany, ampian, ampina, ampiña, ampi~na, anampy, manapy, mpania, nampia, painam, pamany, pinama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |